|
|
|
|

Entry mamarina (varina)
Part of speech active verb
 Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1]
Morphology 
Present : mamarina
Past : namarina
Future : hamarina
Imperative : mamana

Entry mamarina (vary)
Part of speech imperative of active verb mamary [Full list]
  [Tambahoaka] Manomboha! [1.78]

Updated on 2025/04/17