|
|
|
|

Entry mamana (fana)
Part of speech active verb
  [Tambahoaka] Mikotrika atody [1.78]
 Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka
Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1]
 To make warm. [1.2]
 To heat [1.7]
 Chauffer [1.8, 1.405]
Examples Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. [2.470]
Morphology 
Present : mamana
Past : namana
Future : hamana
Imperative : mama

Entry mamanà (fana)
Part of speech imperative of active verb mamana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/02/26