| Entry | malailay (lailay (lay)) | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tanala] Mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) [1.78] | ||
| Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1] | ||
| Scratchy, itchy [1.7] | ||
| Qui cause des démangeaisons [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|