| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara, Mahafaly] Hazakazaka [1.78] | ||
| [Provincial] Running, rapid motion. See hazakazaka, olomay [1.2] | ||
| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. [1.1] | ||
| Tent cloth; a tent; a sail [1.7] | ||
| Toile à bâche; tente; voile de bateau [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Hakamoana, laina [1.78] | ||
| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| [Sakalava] Karazan' ahitra any anaty ranomasina [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns [1.1] | ||
| A kind of nettle found on cocoons and on the amiana [1.2] | ||
| (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l' amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons [1.196] | ||
| [Tandroy]
Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy. [Mahafaly] Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier). Les deux désignent peut être une même plante ? [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. [1.1] | ||
| Entry | lay | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Lolo manidina [1.78] | ||
| [Bara] Lolo (bibikely) [1.78] | ||
| [Tanosy] Bibidandy [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | 'lay | |
| Part of speech | pronoun | |
| Jereo ilay [1.1] | ||
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Entry | lay
![]() | |
| Part of speech | active verb | |
| manatody: to lay eggs [1.2, 1.7] | ||
| mametraka: to set, to place, to lay down [1.7] | ||
| mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place [1.7] | ||
| Updated on 2025/06/20 |
|