|
|
|
|

Entry main-tany
Part of speech noun
Elementary words may, tany
 Ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1]
 Fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
 Saison sèche [1.13]
Vocabulary 
Synonyms asotry ~ ririnina

Updated on 2024/08/13