| Entry |
asotry
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | [Tambahoaka]
Volana fahatelo amin'ny taona [1.78]
|
| | [Taimoro]
Fararano, ririnina [1.78]
|
| | [Taisaka]
Tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [1.78]
|
| | [Bara]
Ririnina [1.78]
|
| | [Bezanozano]
Volana fahenina amin'y taona [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Anaram-bolana voalohany amin'ny taona [1.78]
|
| | Fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
|
| | [Masikoro]
Fotoanan'ny main-tany, ririnina [2.606]
|
| | [Taisaka]
Saison fraîche, d'avril à juillet [1.82]
|
| | [Tankarana]
Mois sakalava correspondant à décembre. [1.19]
|
| | Saison sèche [1.13]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | ~ |
|