| Entry | mai-molotra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | maina, molotra | |
| Kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1] | ||
| Examples | Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!"
[2.69] | |
| Updated on 2023/10/29 |
|