| Entry |
molotra
|
| Part of speech | noun
|
/m:holonym>
| | Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
|
| | The lips [1.7]
|
| | Lèvre [1.3, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Io izy, hoy Katy nanondro molotra.
[2.470]
|
| 2 | Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray.
[2.471]
|
| 3 | Ary ny molotrao ihany no mamely anao.
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
molotra,
molotro,
molotrao,
molony,
molotsika,
molotray,
molotrareo,
molotr',
molo-,
molotry |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
molotra
|
| Part of speech | noun
|
| | Sisina: molobilany [1.1]
|
| | The rim of a kettle, etc. [1.7]
|
| | Lisière, rebord [1.3]
|
| | Rebord d'une marmite, etc. [1.8]
|
| Morphology |
| Simple : |
molotra,
molotro,
molotrao,
molony,
molotsika,
molotray,
molotrareo,
molotr',
molo-,
molotry |
|
|