| Entry | mahihitra (hihitra) | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola Jereo mahidy [1.1] | |||||
| Stingy, avaricious [1.7] | |||||
| Avare [1.3, 1.8] | |||||
| Parcimonieux [1.3] | |||||
| Ladre, sordide d'avarice [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Synonyms | kahihitra | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|