| Entry | mahidy (hidy) | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tanala] Kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [1.78] | ||
| Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1] | ||
| Avare, parcimonieux [1.3] | ||
| Examples | mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay
[2.245] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|