Entry | mahery an-joro | |
Part of speech | locution | |
Elementary words | mahery, zoro | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1] | |
Updated on 2024/08/13 |
![]() |