| Entry |
mahery
(hery)
|
| Part of speech | active verb or adjective
|
| | Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao [1.1]
|
| | Strong [1.7]
|
| | Fort, puissant [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471]
|
| 2 | Tena mahery izy ity Rangahy!
[2.606]
|
| 3 | Dia ny voalavo izany no mahery!
[2.69]
|
| 4 | Na zovy mahery, dia vaky barara;
[1.240]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mahery |
| Past : |
nahery |
| Future : |
hahery |
| Imperative : |
mahereza |
|
|
| Entry |
mahery
(hery)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
mamerina
[1.78]
|
| Morphology |
| Present : |
mahery |
| Past : |
nahery |
| Future : |
hahery |
| Imperative : |
mahereza |
|
|
| Entry |
MAHERY
 |
| Part of speech | noun (acronym)
|
| | Madagascar Health and Environmental Research [3.1]
|
/m:web>
| Web | https://www.hsph.harvard.edu/christopher-golden/mahery/
|
|