| Entry | mahasendaotra (sendaotra) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter [1.3] | |||||||
| Examples | Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana.
[2.346] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2024/06/22 |
|