| Entry | maharenina (renina) | |
| Part of speech | adjective | |
| Mahatonga harenina Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1] | ||
| Deafening [1.7] | ||
| Qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant Ennuyeux, importun Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3] | ||
| Assourdissant [1.8] | ||
| Silence! [1.5] | ||
| Examples | Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina.
[2.5] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|