|
|
|
|

Entry mahalala (lala)
Part of speech active verb
 (zavatra) Mahay: Tsy mahalala ny fombanareo aty aho
(olona) Manana fahafantarana momba ny olona iray, mahafantatra: Tsy mahalala an' io lehilahy io velively aho. [1.1]
 To know, to be acquainted with, to comprehend, to recognize [1.2]
 To know, to recognize [1.7]
 Connaître, reconnaître [1.8]
Morphology 
Present : mahalala
Past : nahalala
Future : hahalala
Imperative : mahalalà

Entry mahalala
Part of speech noun
 Anarana ilazana vody mangahazo tanora, izay mangidy ary mankaleo [1.1]
  [Merina] Nom donné aux jeunes tubercules du manioc amer au stade de développement où ils sont le plus riches en composés cyanogènes et peuvent causer des intoxications très dangereuses. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/16