|
|
|
|

Entry mafy vava
Part of speech locution
Elementary words mafy, vava
 Enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [1.1]

Updated on 2023/01/01