| Entry | lozabe | |
| Part of speech | adjective | |
| Elementary words | loza, be | |
| Masiaka aoka izany [1.1] | ||
| Cruel, sévère [1.3, 1.5] | ||
| Intraitable, méchant, sauvage [1.3] | ||
| Féroce [1.5] | ||
| Examples | Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana.
[2.69] | |
| Updated on 2023/08/12 |
|