| Entry | lomano (lano) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1] | |||||
| Swimming [1.7] | |||||
| Nage, natation [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/06/07 |
|