|
|
|
|

Entry lohamalemy
Part of speech noun
Elementary words loha, malemy
 Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
 Faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
 Fontanelle [1.13]
Vocabulary 
Examples Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424]
Synonyms hevo

Updated on 2023/05/19