| Entry | liana | |
| Part of speech | adjective | |
| Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1] | ||
| Strongly desiring something; impatient [1.7] | ||
| Avide, impatient [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/16 |
|