|
|
|
|

Entry fahalianana (liana)
Part of speech noun
 Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1]
Examples Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony. [2.529]

Updated on 2023/01/06