| Entry | lavina (la) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10] | |||||||||
| Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1] | |||||||||
| To be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated [1.2] | |||||||||
| To be refused, to be denied [1.7] | |||||||||
| Qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites [1.3] | |||||||||
| Qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6] | |||||||||
| Qu'on nie [1.8, 1.6] | |||||||||
| Qu'on renie; qu'on rejette [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|