|
|
|
|

Entry lava lamosina
Part of speech locution
Elementary words lava, lamosina
 Ilazana ireo tsy miasa fa miriorio etsy sy eroa fotsiny [1.1]
Examples Ry lomailava, ry tsiavalidahimavozo, ry lavalamosina [2.69]

Updated on 2023/03/14