| Entry | lasam-binany | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | lasa, vinany | |
| Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] | ||
| Examples | Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
[2.5] | |
| Synonyms | lasam-borona | |
| Updated on 2023/10/24 |
|