| Entry | lambanana (lamba) | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana) [1.1] | |||||||||
| Breadth of calico, etc. [1.2] | |||||||||
| The width of cloth [1.7] | |||||||||
| La largeur d'un tissu [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Entry | lambanana (lamba) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Temerina tsihy; asiana peta-kazo [1.1] | |||||||||
| To have a covering of wood put on shutters [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | lambanana (lambana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao am-pehezana [1.1] | |||||||||
| Updated on 2023/04/09 |
|