| Entry | lamba | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny? Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1] | ||
| The usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [1.2] | ||
| Woven cloth; clothing [1.7] | ||
| Tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [1.8] | ||
| Tissu [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | Lamba | |
| Part of speech | name (book title) | |
| Author | Rabemananjara Jacques | |
| Tables and plates | All the titles | |
| Updated on 2025/07/29 |
|