|
|
|
|

Entry lalotra
Part of speech noun
 Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara
Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1]
 Plaster, polish [1.2]
 Plaster, a coating [1.7]
 Crépi; enduit [1.8]
Examples 
1ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany. [2.59]
2Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470]
Derivatives 

Updated on 2023/10/07