| Entry |
fandalorana
(lalotra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso [1.1]
|
| | A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel. [1.2]
|
| | L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage [1.3]
|
| | Truelle, polissoir [1.3]
|
| Examples | Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano.
[2.470]
|
|