| Entry |
lalitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
|
| | A fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
|
| | A housefly [1.7]
|
| | Mouche [1.8]
|
| | Mouche, drosophile [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra?
[2.270]
|
| 2 | Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa.
[2.445]
|
| 3 | Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy.
[2.285]
|
|
| Derivatives |
| Article |
|
| Entry |
lalitra
|
| Part of speech | noun
|
| | Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
|
| | Clubs at cards [1.7]
|
| | Trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Analogs |
joro ~
samamena ~
tangontsotrobe |
| |
karatra |
| Illustrations |
|
|