| Entry |
elatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
|
| | A wing [1.7]
|
| | Aile [1.3, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Voromahery efa lava elatra no tao.
[2.298]
|
| 2 | Raha mba izaho mantsy no nanana elatra!
[2.324]
|
| 3 | ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra.
[2.643]
|
| 4 | Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra.
[2.332]
|
|
|
| Entry |
elatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
|
| | Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
elatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
|
| | Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Illustrations |
|
|