| Entry | fandafihana (lafika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana [1.1] | ||
| L'action de mettre quelque choses dessous [1.3] | ||
| Examples | Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao
[2.857] | |
| Updated on 2023/01/07 |
|