| Entry | koriano > korianana (koriana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1] | |||||||||
| To have something flow or glide over it [1.7] | |||||||||
| Sur quoi on fait glisser [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
|
|