|
|
|
|

Entry konjokonjo (konjo)
Part of speech adjective
 Fetsy maranitra
Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny
Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1]
Synonyms konjo

Updated on 2023/01/05