| Entry | konjo | |
| Part of speech | adjective | |
| Fetsy maranitra Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjo iny Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1] | ||
| Clever and deceitful [1.7] | ||
| Rusé, trompeur [1.3, 1.8] | ||
| Se dit des lèvres déliées Fin, adroit [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | konjokonjo | |
| Updated on 2023/10/24 |
|