| Entry | koly | |
| Part of speech | noun | |
| Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | kolikoly | |
| Updated on 2017/04/02 |
|