|
|
|
|

Entry kofafa (fafa)
Part of speech noun
 Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [1.1]
Examples 
1Nandray kofafa tokoa izy, ka nony nadio ny tany ambany fanaka rehetra, dia namaoka ny fanaka. [2.332]
2Ny iray manao sikidy amin' ny voapano, ny iray amin' ny katsaka, ny iray amin' ny fasika, ary ny iray kofafa. [1.437]
Synonyms kifafa

Entry kofafa
Part of speech noun
  [Betsileo] (préfixe ko augmentatif ; et fafa : balai). Nom d'une Graminée très appréciée pour faire des balais. Elionurus tristis Hack.(Poaceae). D'après R. Bost., cité par Bosser, sa décoction est administrée contre la dysenterie. Dépourvue de valeur fourragère. On l'appelle aussi ahitsorohitra. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Elionurus tristis

Updated on 2024/10/14