|
|
|
|

Entry kobany
Part of speech noun
 Ny anatiny, ny anevanevany, ny elanelany, ny afovoany: Ravao ity tamboho itỳ fa mivohitra ny kobany. [1.1]
 Le centre, le milieu, l'entre-deux, l'intermédiaire: Mivohitra ny koban' io trano io ((Le milieu du mur de cette maison est tombé) [1.3]

Entry kobany
Part of speech noun
  [Bara, Sihanaka] farafara [1.78]
Synonyms kibany

 kibany

Entry kobany (kobana)
Part of speech imperative of passive verb kobanina [Full list]
  [1.3]
Examples Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy [1.1]
Other spellings 

Updated on 2025/04/17