| Entry |
farafara
|
| Part of speech | noun
|
| | Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana [1.1]
|
| | A stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement. Perhaps redup. of fara. [1.2]
|
| | ( farafara plus usité)
les stipulations, les obligations, les conditions préalables
d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité
[1.3]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
farafara
|
| Part of speech | noun
|
| | Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro. [1.1]
|
| | Anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid [1.2]
|
| | A bedstead [1.7]
|
| | Boiserie d'un lit; lit [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa.
[2.643]
|
| 2 | Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara.
[2.499]
|
| 3 | Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana.
[2.895]
|
| 4 | Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
| Analogs |
fandriana |
| Article |
|
| Entry |
farafara
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
« Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon). Probablement une Loranthacée. [1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
Farafara
|
| Part of speech | name (toponym)
|
| Vocabulary |
| Coordinates | -24.8333333, 47.0166667
|
| Toponymy | farafara |
|