|
|
|
|

Entry koba
Part of speech adjective
 Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo. [1.1]

Entry koba
Part of speech noun
 Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io
Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo
Dity atao amin' ny totombary [1.1]
 Flour; dough [1.7]
 Farine ou bouillie faite avec du riz ou d'autres grains; fig. marmelade, colle, pâte et tout ce qui y ressemble [1.3]
 Farine; pâte [1.8]
 (vient du souahéli kuba). Colles, empois d'origine végétale. Le plus souvent préparé avec de la farine de riz délayée dans l'eau puis cuite doucement. Par extension, tous les produits collants, gommes, etc. [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
2Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [1.38]
Derivatives 
Quotes 

Updated on 2023/07/10