|
|
|
|

Entry fanakona (koba)
Part of speech noun
 Fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray [1.1]
 Action de réduire en marmelade [1.3]

Entry fanakobana (kobana)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony
Azo kobanina [1.1]
 Manière de remuer, de faire gonfler [1.3]

Updated on 2023/02/28