| Entry |
kivalavala
(valavala)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka [1.1]
|
| | Said or done in jest; showing disrespect [1.7]
|
| | Fait ou dit par plaisanterie [1.3, 1.8]
|
| | Qui aime à plaisanter, à rire [1.3]
|
| | Peu respectueux [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra?
[2.285]
|
| 2 | Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay
[2.588]
|
|
|
| Entry |
kivalavala
(vala)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fefifefy amaritana tanàna na voly [1.1]
|
| | Petit parc, petit entourage [1.3]
|
|
| Entry |
kivalavala
|
| Part of speech | noun
|
| | Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika [1.1]
|
| | Fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets [1.3]
|
|