| Entry |
kitroka
|
| Part of speech | adjective
|
| | Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. [1.1]
|
| | Close together [1.7]
|
| | Serré, touffu [1.8]
|
| Examples | Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho.
[2.643]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
kitroka
|
| Part of speech | noun
|
| | The gnashing of teeth [1.7]
|
| | Grincement des dents [1.8]
|
|
| Entry |
kitroka
|
| Part of speech | noun
|
| | Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa [1.1]
|
| Vocabulary |
|