|
|
|
|

Entry fikitrohana (kitroka)
Part of speech noun
 Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ
Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify [1.1]

Updated on 2024/02/02