| Entry | kitenindahy | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | kiteny, lahy | |
| Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1] | ||
| [Betsileo] (de teny : prohibition et lahy : mâle. Le sens est à peu près le même que pour kisesidahy). Gladiolus garnierii Klatt (Iridaceae). Jolie plante à bulbe qui résiste bien dans les prairies même soumises aux feux répétés. Voir aussi tenindahy, tenimpody. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | tenindahy | |
| Updated on 2025/02/12 |
|