| Entry | kisina | |
| Part of speech | noun | |
| Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1] | ||
| Examples | Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy
[2.996] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | kisinkisina | |
| Entry | kisina | |
| Part of speech | noun | |
| [Bezanozano, Merina] Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2022/05/30 |
|