|
|
|
|

Entry fikisina (kisina)
Part of speech noun
 Fomban' ny olona mikisina, izany hoe malai-mihetsika, kamo ny hiarina na handeha fa mitaredretra lava eo [1.1]

Updated on 2023/01/20