| Entry |
-kira
|
| Part of speech | morphological form of hira
|
| Examples |
| 1 | Toy izany koa ny feon-kira, ets.
[2.346]
|
| 2 | Vazobe koa no karazan-kira anankiray
[1.437]
|
| 3 | Io dia tonon-kira fankalazana na fiderana
[1.318]
|
|
|
| Entry |
kira
|
| Part of speech | noun
|
| | The scales of fish [1.7]
|
| | Les écailles des poissons [1.8]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
kira
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Fiotazam-bomanga [1.78]
|
| | Ny vanditry ny ravinkazo Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. [1.1]
|
| | Vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina [1.13]
|
| | Vegetable fibers [1.7]
|
| | [Tankarana]
Nervure (comme celles du raphia). [1.19]
|
| | Fibres végétales [1.8]
|
| | Nervure [1.13]
|
| | Nervures des feuilles et surtout la nervure principale ou « côte ». Quelquefois aussi nom des plantes dont on détache la nervure principale pour divers usages [1.196]
|
| | Longues fibres ou épidermes susceptibles de se détacher de certaines feuilles, comme celles du rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) [1.196]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|