| Entry | kasy | |
| Part of speech | adjective | |
| Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1] | ||
| Examples | ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara.
[2.895] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | kasikasy | |
| Entry | kasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Tankarana] Remède. § hàsina. [1.19] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | hasy ~ kasa | |
| Entry | kasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Rongony [1.78] | ||
| Updated on 2022/04/21 |
|