|
|
|
|

Entry fahetse
Part of speech noun
  [Sakalava] Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1]
Synonyms karija

Updated on 2009/09/01