| Entry | kapa tokana | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | kapa, tokana | |
| Karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1] | ||
| (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2] | ||
| Analogs | diamanga | |
| Bibliography | ||
| Updated on 2024/08/17 |
|